Voninkazo Adaladala
Ton : DCapo 2English
Couplet
VoninGkazo adalaEmdala
VoninCkazo tsy miGsaina
Fa maniCry samy Drery
Eny an-Gtany karakaina
ManoGdidina reEmhatra
Efa Cringitra Gavokoa
Efa Csamy matory izy iDrery no miGfoha
Em
Couplet
Ity foko koa adala
Tsy Dmba manadino e !
Ny Crehetra raha mangina
IDzaho mbola mino e !
Mbola tena mahatsiaro
Ilay fitiavako taloha
Mbola velona ao am-poko
Tsy mitsahatra mamoa
Refrain
Voninkazo, adaladala e !
Voninkazo, adaladala o !