🔥 Musique de feu
0
3

Lolo Sy Ny Tariny

Hazo Midoroboka

Ton : AEnglish
Dm F G# G Dm (2x)
DmHazo midoFroboka an'izy
Dm.Teo andrefan-tAanana
DmTena nahataFmana ny ankizy
DmManome alokaA 
Dm.Dadaben'i dadabGen'i dadabe
Bb.Dia nahita azy aniAe
Dm.R'izareo nifandFimby nandeha
Dm.Ny hazo nijanonAa
DmFantatr'ilay Fhazo daholo
Dm.Ireo mpifankatAia
DmNandany ny Fhariva manontolo
Dm.Teo am-potonAy
Tetezana
Dm.Nisy koa ny nanGao maloto
Bb.Nandalo iray minAitra
Dm.Teo koa no nFigogogogo
Dm.'Reo voasazy nadAitra
SBboa, sCoa tokoa
Ny hBbiran'irCeo voronkFely
TBbonga namangy tsFiroaroa
NAamana tsy mba namDmery
(2x)
Dm F G# G Dm 
DmNisy lehilahy Ftena nangitsy
Dm.Sady toa nila vAola
DmIzy nanapakFa tsy nitsitsy
Dm.Io 'lay hazo fa tAola
Tetezana
Dm.Rantsany no natGaony kitay
.Ny sBbisa nalefa any an-tsAena
Dm.Toerana maloka hatrFamin'izay
DmNanjary tsisy jeArena
BbOry, Cory tokoa
Ny hBbiran'irCeo voronkFely
LBbasa nikopaka tsFiroaroa
VAery fonenana vDmery
(2x)
Dm F G# G Dm 
DmNisy lehilahy Ftia nivazo
Dm.Be fitiavana bAe
DmIzy no nivFidy ny hazo
DmAtaony gitara bAe
Tetezana
Dm.Dia nomeny an'irGeo zazavavy
.Ho nBbamana f'izy hono handAeha
Dm.Izy voatery hamFika sahady
DmTananany lavitra Abe
SBboa, sCoa tokoa
Ny hBbiran'irCeo zazavFavy
Bb Ny marainaF vao mifoha
MikAalo ny hiran'ilay bDmandy
(2x)
Dm F G# G Dm 
DmHazo midoFroboka an'izy
Dm.Teo andrefan-tAanana

✏️ Proposer une correction 🎸 Suggérer un motif de grattage

Évaluer et commenter cette chanson

À quoi sert ton courriel ?

Ton courriel n’est JAMAIS affiché sur le site, ni transmis à qui que ce soit. Il reste visible uniquement par l’équipe de modération.

Il sert seulement si un modérateur a une question sur ton commentaire — par exemple pour clarifier une correction que tu proposes avant de la publier.

Tu peux laisser le champ vide : ta contribution est acceptée de la même façon.

Ajoutée le · mise à jour le
2 révisions
  1. v2 — Anonyme, — réparation import auto
  2. v1 — Daniel B., — Import storage/import-cho