Ilay Akanjo Fotsy
Lolo Sy Ny Tariny
Ton : G
Am'Lay akanjoEm fotsy,
TsAmy nanaovanEmao
AmRaha tsyB7 andro alaEmhady
AmIny indray izEmao
No nampAmitafiana anEmao,
AmSanatB7ria toa hanamEmbady
KanAmefa anie...
D7 Mitoetra anaty rahona Bmany B7
IzAmaho re...
D7 Tavela irery eto an-tF#(dim)any
TomB7any,malahCelo,
MigDoka ranomGaso
B7(sus4)B7
oh! oh! oh! oh!
Voninkazo kely
Eo antratranao,
Raozy kely sarobidy
Toa an'iny anie no
saika homeko anao,
Raha toa isika roa nivady
Indrisy anefa...
Ny alahelo anao sisa
No tonga eto...
Hameno ora maro isa
Mandrapahatongako eo ankakaikinao
oh! oh! oh! oh!
Volana tantely
Rakotra fanala no,
Mba hany hanjaranao
Ny fitiavantsika,
Tsy misy mpahalala,
Vao mba tonga dia nandao
Oviana moa...
Ianao nihazakazaka
Raha vao nahita ahy
Avy any halavitra any
Oviana koa...
Ianao niteny moramora,
Handao isika hivady
Nataoko vazivazy
Indro ianao matory,
Mandry fehizay
Tsy mihaino ahy intsony
Voninkazo kely,
saika mba haniry
Kanjo tonga ny havandra.