🔥 Campfire Songbook
0
3

Mofo Tantely

Mahaleo

Ton : AEnglish
99 bpm
BmHitako oAmaly iF#mreo zanaBmkao
G Tao an-tokotany tao nilalDao.
DTany AmpananBmtaovana aho Emmantsy omaly
nandalondGalo saika hamangAy
Teo am-bavahady aho no nijoro
tsy nisy afa-tsy tanam-poo
Hitondra bônbôn ve izaho sa sôkôla
Ho an'ny zanakao mianadahy.
Chorus
BmTsaroako ianao fahinAy
mihiAnana mofon-tantelyD 
BmIty vetsovetEmso ataoko androany ity.
HoG anao ilay tsy lany maAmy.
Mitovy aminao ikalavavinao
Tahafiny ireo masonao
Matahotra izy nahare varatra
Varatra avy any an-danitra
Ilay lahy kosa maherihery setra
Mitovy taminao naditraditra
Milalao ranon'orana izy dia
mihirahira aviavia raha orana.
Chorus
Refrain (2x)
Hitako omaly koa ilay vadinao
Izy angamba mahafinaritra
Niafona aho anefa toy ny mpangalatra
Ny marimarina izaho menatra.
hampanateriko ireo sôkôla
Ho an'ny zanakao mianadahy
tsy hifanatrika aho tsy handroso
satria ianareo roa ho ambinin-tsoa

✏️ Suggest a correction 🎸 Suggest a strumming pattern

Rate and comment on this song

What is your email used for?

Your email is NEVER shown on the site, and never shared with anyone. Only the moderation team can see it.

It is used only if a moderator has a question about your comment — for example to clarify a correction you suggest before publishing it.

You can leave the field empty: your contribution is accepted just the same.

Added on · updated on
3 revisions
  1. v3 — Anonymous, — ajout tempo (BPM 99, deezer)
  2. v2 — Anonymous, — réparation import auto
  3. v1 — Daniel B., — Import storage/import-cho