Na Dia Lavitra
Ton : BbEspagnol
Na diaBb lavitra sy Ffeno fandrikGa aza
NCy lalana mandehBba mankany F
BbTsy maintsy ho tody, tsFy maintsy ho avGy aho C
BbFa manina anao ahFo izany e ... Bb
Na dia lavitra sy feno fandrika aza
Ny lalana mandeha mankany
Tsy maintsy ho tody, tsy maintsy ho avy aho
Fa manina anao aho izany e ...
Satria ny fitia manjohy,
manaraka anao eny ihany
Izay tia tena dia tsy mahalala
ny elanelan-tany