Mila Namana
Ton : E
Aza fantatro anAm7ie, nD2/F#y adiresinao Giny e
F'Em7hamangivangiko anAm7ao D2/F# matetika angeG
Em7 Aza fantatro anAm7ie nD2/F#y télephone nao inGy e
F'hEm7andaniako 2Am75 unités D2/F# amin'ny télécGarte e
Am7 D2/F# G F# Em7(2x)
Fa ny bikasoanao Am7iny, D2/F# dia tsy matiko lolGo o
Em7Ny tsikitsikinao iny ihany Am7koa, D2/F# dia mandorondoGro
Ny hEm7evitra ambaranao Am7amiko ange, D2/F#ohatran'ny mifonoGfono o
K'izEm7any ny nahatonga anAm7ah, hisary zD2/F#oro aminao 'zaho Ge
Dia hikotikAm7oty, D2/F# dia hisavikavikaG F# Em7
Dia hikitikAm7itika,D2/F# dia hisarisarikGa eF# Em7
(2x)
Am7 D2/F# G F# Em7 (2x)
Efa fantatro fAm7a, D2/F#misy fitiavana eG
AnEm7atin'ny lohanao Am7e, D2/F# misy fikasanGa
Em7Anatin'ny fonaoAm7 e, D2/F# misy entana oGa
Amin'ny Em7atin'ny akanjonao any Am7e, mD2/F#ila namana oaG
Ny amin'ny Em7atin'ny akanjonao Am7any e,
D2/F# K'aza hodianao fanina 'zGany anEm7
F'isiEm7ka sy ianao no mitambatra aniAm7e,
D2/F#Hikatsaka ny fifaliaGna Em7
Dia hoEm7 tonga amin'ny tanjona irina oAm7a,
D2/F#Ho eny amin'ny tanin'ny saGmbatra
Em7Manao domy ny mpifankaAm7tia,
ianD2/F#ao no mitelina nGy double enina
Em7Manao ramy oa ny mAm7pifakantia
Tsy manD2/F#inona hihafiko trGefle e
Em7 F'efa matotra tsAm7ara, aD2/F#o amin'ny aradalaGna
Tsy hanampEm7iana ary tsy hanalAm7ana oa,D2/F# f'efa matotra tsGara e
(2x)
Em7 Ay Ay ie,Am7 D2/F# ay ay la la la la G F# Em7
Ay ay iAm7e, D2/F# ay ay ia oG F# Em
Ay Ay iAm7e, D2/F# ay ay la la la laG F# Em7
Ay ay iAm7e, D2/F# ay ay ia oG F# Em
(2x)