🔥 Campfire Songbook
0
3

Isekely

Mahaleo

Ton : G
Dm Isekely ihany
Gm no mba mamiko
C Faniriko hatry ny Felabe
Dm Masoandroko
Bb fifaliako
Gm Ka tsy mety ho adCinoko
Isekely ihany no fitaratra
Itarafana ny fiainana
Na ny masonao,
na ny tsikinao
Manome fanantenana
F Mba omeo sCary
F Ataoko ambany Condana
Dm Hiantsoana ny nBbofy
Gm Nofinofin-tsika roa
Misy zavatra tsy laitrako
Manahirana ny saiko
Tsy mampatory andro
aman'alina
Fa mampifoha maraina
Tsy maintsy hianatra maraina
Mbola hiverina ny hariva
Dia hitsena, sy hanatitra
Sao misy manadala
Mampivezivezy
Ianao sy ny fianarana
Nefa ny fiainana
Tsy vitan'ny fitiavana
Isekely nefa tsy foiko
Na dia mampijaly foana
Ianao no kintana,Ianao no volana
Fanilon'ny foko
Isekely no mba secret -ko
Tsy lazaiko an'iza n'iza
Hanamboarako hamoronako (hanoratako)
Hirahira vaovao
Toa voninkazo
Mbola ho ela vao halazo
Ilay fitiavako
Ny fitiavako anao

✏️ Suggest a correction 🎸 Suggest a strumming pattern

Rate and comment on this song

What is your email used for?

Your email is NEVER shown on the site, and never shared with anyone. Only the moderation team can see it.

It is used only if a moderator has a question about your comment — for example to clarify a correction you suggest before publishing it.

You can leave the field empty: your contribution is accepted just the same.

Added on · updated on
2 revisions
  1. v2 — Anonymous, — réparation import auto
  2. v1 — Daniel B., — Import storage/import-cho